Chargement Évènements

« All Évènements

  • Cet évènement est passé

Fanokafana ny taom-pianarana Sekoly Asabotsy

16 février 2019 @ 14:00 - 15:30

Hanomboka amin’ny Asabotsy 16 Febroary izao, amin’ny 2 ora tolakandro, ny taom-pianarana Sekoly Asabotsy 2019.

Hanohy ny fandinihana ny bokin’ny Genesisy isika. Misokatra ho an’ny olon-drehetra tsy ankanavaka, sady ahitana ny sokajin-taona rehetra (3 taona ka hatramin’ny ray aman-dreny).

Manasa anao hiara-hianatra aminay!

Détails

Date:
16 février 2019
Heure :
14:00 - 15:30
évènement Tags: