Tag Archive: Sekoly Asabotsy

Fanokafana ny taom-pianarana Sekoly Asabotsy

Hanomboka amin’ny Asabotsy 16 Febroary izao, amin’ny 2 ora tolakandro, ny taom-pianarana Sekoly Asabotsy 2019. Hanohy ny fandinihana ny bokin’ny Genesisy isika. Misokatra ho an’ny olon-drehetra tsy ankanavaka, sady ahitana ny sokajin-taona rehetra (3 taona ka hatramin’ny ray aman-dreny). Manasa…
Read more