Lahatsoratra

Andro soa …

Andro soa ny 26 may 2022 teo satria niara-nahatsiarovanay ny niakaran’ny Tomponay tany an-danitra 40 andro taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty, rehefa avy nampianatra sy namela misiona ho an’ny mpianatra Izy. Andro soa koa anefa satria andro niarahanay nitsangatsangana teny amin’ny…
Read more

Fa maninona no Salamo 106:1 sy Asa 16:31?

Hatry ny fony fahakeliko no efa nahatsiarovako fa teo ambanin’ny masoko mandrakariva ireo andinin-tSoratra Masina roa ireo, isaky ny miditra ao an-tranom-piangonana ao Ankadivato aho. Ary raha misy angamba andininy ao amin’ny Baiboly izay hain’ny mpiangona rehetra tsianjery, eny hatramin’ireo…
Read more