Raha hivavaka ho an’ny « Barea »…

Daty manan-tantara ho an’i Malagasy ny Alahady 30 Jiona 2019, raha toa ka nandresy ny ekipa kalazan’i Nizeria tamin’ny isa 2-0 ny Barea, dia ny ekipam-pirenena malagasy, hany ka tafakatra tamin’ny ampahavalon-dalana ao anatin’ny fiodinana famaranana ny Fifaninana izay ho…
Read more