Tongasoa

Ho hitanao ato avokoa ireo zavatra rehetra tianao hofantarina mikasika ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato.

Tsidiho manokana ny blaogy hanarahanao ny vaovao, sy hahazoanao fampaherezana, mbamin’ny toriteny raha te haka sy hihaino ireo toriteny sy fampianarana samihafa ianao.

Raha misy fanontaniana dia aza misalalasa mifandray aminay.

Mirary ny fahasoavan’ny Tompo aminao izay mitsidika!

Inona no manamarika ity fiangonana ity?

Blaogy

Raha hivavaka ho an’ny « Barea »…

Raha hivavaka ho an’ny « Barea »…

Daty manan-tantara ho an'i Malagasy ny Alahady 30 Jiona 2019, raha toa ka nandresy ny ekipa kalazan'i Nizeria tamin'ny isa...
Read More
Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (2)

Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (2)

Tapany faharoa amin'ny torolalana mikasika ny fanokanana fotoana manokana ho an'Andriamanitra isan'andro. Azonao jerena ato ny tapany voalohany. Fotoam-pandinihana Baiboly...
Read More
Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (1)

Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (1)

Ary Jesosy namaly hoe: ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany; koa tiava an'i Jehovah...
Read More
Fanokanana Loholona : miroso amin’ny asa tsara

Fanokanana Loholona : miroso amin’ny asa tsara

Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra izay nanaovan’ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina, hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra, izay novidiny tamin’ny...
Read More
Krismasy 2018 : Ny anaran’i Jesosy irery ihany no ahazoana famonjena

Krismasy 2018 : Ny anaran’i Jesosy irery ihany no ahazoana famonjena

Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa, fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena Ny...
Read More