Tongasoa

Ho hitanao ato avokoa ireo zavatra rehetra tsara hofantarina mikasika ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato, toy ny maha Batista anay, ny tantaranay, sy ireo foto-pinoana ijoroanay.

Ho hitanao ato ihany koa ny blaogy izay mirakitra lahatsoratra samihafa, ary indrindra ny tahiry mirakitra ireo toriteny sy fampianarana ao Ankadivato, toy ny Katekisma, izay azonao henoina sy alaina malalaka.

Raha misy fanontaniana na filana fanampim-panazavana dia aza misalalasa mifandray aminay. Tsy mahasolo, ary tsy natao hisolo rahateo ny fiombonan’ny fiangonana ity tranonkala ity, koa ny tsara indrindra dia ny mitsidika anay mivantana.

Ireo fampitam-baovao samihafa dia azonao arahina ao amin’ny pejy Facebook ôfisialin’ny fiangonana.

Mirary ny fahasoavan’ny Tompo aminao izay mitsidika eto!

Inona no manamarika ity fiangonana ity?

Ao amin’ny blaogy

Andro soa …

Andro soa ny 26 may 2022 teo satria niara-nahatsiarovanay ny niakaran'ny Tomponay tany an-danitra 40 andro taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty,...
Read More
Fotoana fanompoam-pivavahana tokana ho an’ny rehetra

Fotoana fanompoam-pivavahana tokana ho an’ny rehetra

Haleloia. Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho,Eo amin'ny fivorian'ny marina sy ny fiangonan-dehibe.Lehibe ny asan'i Jehovah, Ka dinihin'izay rehetra...
Read More
Fa maninona no Salamo 106:1 sy Asa 16:31?

Fa maninona no Salamo 106:1 sy Asa 16:31?

Hatry ny fony fahakeliko no efa nahatsiarovako fa teo ambanin'ny masoko mandrakariva ireo andinin-tSoratra Masina roa ireo, isaky ny miditra...
Read More
Ireo laharam-pahamehana vokarin’ny fahasoavana raha ao anatin’ny fihibohana

Ireo laharam-pahamehana vokarin’ny fahasoavana raha ao anatin’ny fihibohana

Manoloana ny tsimokaretina SARS-CoV-2 izay mikasika firenena maherin'ny 190 dia izao ny zavatra azo antoka: voatery nanisy fanitsiana ny fomba...
Read More
Raha hivavaka ho an’ny « Barea »…

Raha hivavaka ho an’ny « Barea »…

Daty manan-tantara ho an'i Malagasy ny Alahady 30 Jiona 2019, raha toa ka nandresy ny ekipa kalazan'i Nizeria tamin'ny isa...
Read More
Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (2)

Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (2)

Tapany faharoa amin'ny torolalana mikasika ny fanokanana fotoana manokana ho an'Andriamanitra isan'andro. Azonao jerena ato ny tapany voalohany. Fotoam-pandinihana Baiboly...
Read More
Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (1)

Manokana fotoana ho an’Andriamanitra (1)

Ary Jesosy namaly hoe: ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany; koa tiava an'i Jehovah...
Read More
Fanokanana Loholona : miroso amin’ny asa tsara

Fanokanana Loholona : miroso amin’ny asa tsara

Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra izay nanaovan’ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina, hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra, izay novidiny tamin’ny...
Read More
Krismasy 2018 : Ny anaran’i Jesosy irery ihany no ahazoana famonjena

Krismasy 2018 : Ny anaran’i Jesosy irery ihany no ahazoana famonjena

Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa, fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena Ny...
Read More